Journée mondiale contre la cyber-censure >> |
Nandritra ny volana maromaro lasa izao dia niova endrika tanteraka ny “blaogasyfera” [fitambaran’ireo mpampiasa Aterineto malagasy] izay mifanandrify indrindra amin’ny olana ara-politika any an-tanindrazana. Tsy hamaritra izany endrika vaovao izany aho satria tsy manana traikefa hanao izany sady mila fotoana lavalava kokoa raha tiana hamaritra izany endrika mbola eo […]

Lire la suite >>

Photos

Madagascar